# Satria manana toky tahaka izany isika Izany dia maneho izay vao nolazain'i Paoly. Ny fahatokiany dia avy amin'ny fahafantarana fa ny fanekena vaovao dia manana voninahitra mandrakizay. # ny fiafaran'ny voninahitra izay nandalo ihany. Izany dia manambara ny voninahitra izay namirapiratra teo amin'ny tavan'i Mosesy. DH: "ny voninahitra teo amin'ny tavan'i Mosesy izay levona tanteraka"