# Fampifandraisana ny foto-kevitra : I Paoly dia mankahery ireo mpino ao Korinto filazana amin'izy ireo ny fahafahana izay hananany mba hitoriana ny filazantsara any Troasy sy Makedonia. # Nisokatra ho ahy ny varavarana tamin'ny Tompo ... nitory ny filazantsara I Paoly dia miresaka momba ny fahafahany mitory ny filazantsara toy ny hoe varavarana izay azony hidirana. DH: "Nanokatra varavarana ho ahy ny Tompo... mba hitory ny filazanatsara" na "Ny Tompo nanome fahafahana ho ahy ... hitory ny filazantsara" # tsy nanana fiadanan-tsaina aho "Niady saina aho" na "nanahy aho" # ny rahalahiko Titosy I Paoly dia miresaka amin'i Titosy toy ny amin'ny ny rahalahany ara-panahy. # nandao azy ireo aho " ka nandao ireo olona any Troasy aho"