# Izy dia hanao izany satria ianareo koa dia manampy anay "Andriamanitra dia hamonjy antsika amin'ny loza, tahaka anareo, olon'ny fiangonan'ny Korinto, izay manampy anay ihany koa" # ny tombom-pahasoavana nomena anay Azo adika hoe DH: "ilay tombom-pahasoavana izay nomen'Andriamanitra anay"