# Yaveh, ilay Andriamanitr'Israely milaza izao: Ny amin'ny teny izay renao, 27satria ianao dia tso-po D.H: "Yaveh, ilay Andriamanitr'Israely milaza izao mahakasika ireo teny izay efa renao, satria malefaka ny fonao - manam-piniavana hiova" # nandrotika ny akanjonao Ity dia mariky ny alahelo sy ny fibebahana. # hangoniko ho eo amin'ireo razambenao ianao. Ho voaangona ao amin'ny fasanao D.H: "ho faty ianao" # ny masonao dia tsy hahita D.H: "tsy hanan-traikefa ianao"