# Rehefa navoakan'izy ireo ny vola izay nentina tao an-tranon'i Yaveh D.H: "Rehefa nandray ny vola tao amin'ny tempoly ireo mpanara-maso" # ny zavatra rehetra izay nankinina tamin'izy ireo. D.H: "zavatra rehetra izay natolotrao azy ireo ho fisahanana ny asa hatao."