# Nanao izay marina teo imason'i Yaveh D.H: "raha ny amin'i Yaveh" # tsy mba nivily niankavanana na niankavia izy. D.H: "tsy nisalasala ny hankatoa an'Andriamanitra na inona na inona," na "nankatò ny didin'Andriamanitra rehetra izy"