# kapa Ity dia karazana kiraro. # Nitsabo ny ratran'izy ireo D.H: "Nomen'izy ireo fitsaboana manokana izy ireo. # nametraka ireo malemy teo ambony boriky izy ireo. D.H: "nanome boriky an'ireo izay tsy afa-mamindra"