# Tsilo Ity dia voaroy kely. # sedera Anisany hazo lehibe iray. Eto dia mampiseho ny miaramilan'Israely izany. # fa nahoana ianao no tokony hiteraka korontana sy fahalavoana, ho an'ny tenanao sy Joda miaraka aminao? D.H: "tokony tsy hampisy olana amin'ny tenanao ianao, ianao sy Joda mitambatra."