# Moa ve izahay efa nanao anao ho mpanolo-tsain'ny mpanjaka? Aoka izay! Nahoana ianao no tokony ho vonoina? D.H: "Tsy nanondro anao ho ray amin'ireo mpanolon-saiko izahay. Ka aoka izay! Raha miteny betsaka ianao, dia ho teneniko ireo miaramilako hamono anao!"