# Nentiny nidina avy tao amin'ny tranon'i Yaveh ny mpanjaka Ny tempoly dia namboarina teny an-tapon'ny havoana tany Jerosalema. D.H: "Nentiny nakany amin'ny lapa avy ao amin'ny tempoly eny an-tapon'ny havoana ny mpanjaka"