# Nandeha tamin'ny lalana Nanaraka ny fanaon-drainy. # imason'i Yaveh D.H: "raha ny amin'i Yaveh" # efa nampanantena ny hanome fiainana ho azy sy ireo taranany lalandava Izy. D.H: "Efa nampanantena Izy fa ny taranak'i Davida dia tsy maintsy iray tamin'ireo izay nanjaka tamin'ny Joda."