# tsy ianao ve no Andriamanitry ny lanitra? Tsy Ianao ve no mpanapaka eo amin'ireo fanjakan'ny firenena rehetra? D.H: "Ianao tokoa no Andriamanitry ny lanitra ary mpanapaka eo amin'ireo mpanjakan'ny tany rehetra." # Ny hery sy ny fahefana dia eo an-tananao, Ny teny "hery" sy "fahefana" dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny ary manamafy ny halebehin'ny herin'i Yaveh. D.H: "manan-karena hery lehibe Ianao." # tsy ianao ve no nandroaka ny mponina teto amin'ity tany ity nanoloana an'Israely olonao, sy nanome izany mandrakizay ho an'ireo taranak'i Abrahama? D.H: "Tena Ianao mihitsy no nandroaka ireo izay nitoetra tao amin'ny tany noho ny hotan'ireo vahoakan'Israelinao ary nanome izany maharitra tamin'ireo taranak'i Abrahama."