# Zekedia zanaka lahin'i Kenana Ity dia tsy mitovy amin'i Zekedia toy ny fanovozan-kevitra ambony, saingy mpaminany tsy mivadika amin'ny Ahaba # Taiza ny lalana nialan'ny Fanahin'i Yaveh tamiko mba hiresaka aminao? D.H: "Ny fanahin'Andriamanitra tsy namela ahy hiresaka aminao" # rehefa mihazakazaka hiafina any amin'ny efitrano anatiny sasany ianao D.H: "rehefa mihazakazaka, amin'ny tahotra, ianao"