# Tsy efa niteny anao ve aho fa izy dia tsy haminany soa mahakasika ahy, fa loza ihany? D.H: "nilaza taminao aho fa tsy maintsy haminany izay loza tsy maintsy hitranga amiko izy."