# tsy nanana ilay Andriamanitra marina ny Israely Nitsahatra tamin'ny fankatoavana an'Andriamanitra Israely. # tsy nanana mpisorona nampianatra D.H: "tsy nanana mpisorona mahay mampianatra azy ireo" # dia hitan'izy ireo Izy D.H: "Namaly ny fikarohan'Israely Azy Andriamanitra."