# ireo zanak'omby volamena Ity dia fampitahana amin'ireo sampy. # Tsy efa nandroaka ireo mpisoron'i Yaveh ... ireo Levita ve ianareo? D.H: "Efa nandroaka ... ireo Levita ianareo." # Tsy efa nanao ... tany hafa ve ianareo? D.H: "Efa nanao ... tany ianareo." # Na iza na iza tonga manamasin-tena miaraka amin'ny zanak'omby sy ondrilahy fito dia ho lasa mpisoron'ireo izay tsy andriamanitra anie izy D.H: "ny olona izay manolotra omby lahy sy ondry lahy fito dia mety lasa mpisorona ho an'ireo zanak'omby volamena izay tsy andriamanitra."