# mba hitondran'ny fahavalo azy ireo sy hangalana azy ireo ho babo any amin'ny tanin'izy ireo Alain'ny fahavalo ho babo izy ireo ary hoentin'izy ireo any amin'ny tanin'ny fahavalony" # mivavaka amin'ny taniny Ity dia maneho an'Israely. D.H: "ary mivavaka amin'ity tany izay nomenao ny razambean'izy ireo ity."