# ny mofon'ny fanatrehana Ity dia fanehoana ireo mofo 12 izay napetraka teo anoloan'ny alitara. # volana vaovao Ity dia fotoan'ny fankalazàna nifanandry tamin'ny fihetsiky ny volana. # lehibe ny Andriamanitsika. Ity dia fanehoana an'Andriamanitra manan-danja lehibe noho ireo andriamanitra hafa.