# arovy izay natolotra anao DH: "mitory am-pahatokiana ny hafatra marina izay nomen'i Jesosy anao" # Hialao ny resaka adala "aza mihaino ny resaka adaladala" # momba ny fiantsoana diso ny hoe fahalalana DH: "izay fiantsoana dison'ny olona sasany ny hoe fahalalana" # tsy nahatsiaro ny finoana izy ireo I Paoly dia miresaka momba ny finoana an'i Kristy tahaka ny hoe tanjona izay tokony hotratrarina izany. DH: "Tsy nahazo na nino ny finoana marina izy ireo" # Ho aminareo anie ny fahasoavana "Aoka anie Andriamanitra hanome fahasoavana ho anareo rehetra." Ilay "ianareo" eto dia manondro olona maro ary milaza ny vondrona Kristianina rehetra.