# Maneho ny fisehoany amin'ny fotoana tokony ho izy Andriamanitra Izany dia midika fa Andriamanitra dia hanambara an'i Jesosy. DH: "Andriamanitra hanambara an'i Jesosy" # amin'ny fotoana tokony ho izy "amin'ny fotoana mety" # ilay iray izay notahiana "Ilay iray izay mendrika ho deraina." Izany dia milaza an'Andriamanitra ilay Ray." # Izy irery ihany no manana ny tsy fahafatesana "Ilay iray izay manana ny hery mba hiaina mandrakizay" # mitoetra eo amin'ny hazavana tsy afaka anatonana "ary izy dia mitoetra ao amin'ny hazavana tena mamiratra izay tsy hisy olona afaka hanantona azy"