# Ary Izany dia manondro fiatoana amin'ny fampianarana. Eto i Paoly dia manomboka manohitra ny karazana harena tadiavin'ireo olona ratsy fanahy amin'ny alalan'ny toetra araka an'Andriamanitra ary ireo karazana tombony marina izay azon'ny olona amin'ny alalan'ny toetra araka an'Andriamanitra. DH: "mazava ho azy" # ny toetra araka an'Andriamanitra miaraka amin'ny fahafaham-po dia tombony lehibe Ireo teny hoe "toetra araka an'Andriamnitra" sy "fahafaham-po" dia anarana iombonana. DH: "izany dia tombony lehibe ho an'ny olona iray mba hanaovana ny sitrapon'Andriamanitra ary hifaly amin'izay hananan'izy ireo" # tombony lehibe "manome tombontsoa lehibe" na "manao zavatra tsara maro ho antsika" # tsy nitondra na inona na inona amin'izao tontolo izao "tsy nitondra na inona na inona teto amin'izao tontolo izao fony isika teraka" # Tsy ahavita hitondra na inona na inona isika "Ary tsy afaka mitondra na inona na inona ivelan'izao tontolo izao rehefa maty isika" # aoka isika "isika dia tokony"