# hikarakara tokantrano "hikarakara ny olona rehetra ao an-tranony" # ny fahavalo Ireo mety ho dikany 1) Izany dia manamabara an'i Satana na 2) Izany dia milaza ireo tsy mpino. # hiampanga anay Eto ny "anay" dia manondro ny vondrona Kristiana manontolo. # nivily sahady hanaraka an'i Satana I Paoly dia miresaka momba ny fiainana am-pinoana an'i Kristy tahaka ny hoe lalana izay tokony arahina. Izany dia midika fa ny vehivavy dia mitsahatra mankato an'i Jesosy ary manomboka mankato an'i Satana. DH: "miala amin'ny lalan'i Kristy mba anarahana an'i Satana" na "nanapa-kevitra ny hankato an'i Satana fa tsy i Kristy" # misy vehivavy mino "izay vehivavy Kristiana" na "izay vehivavy mino an'i Kristy" # manana mpitondratena "manana mpitondratena eo amin'ny havana akaiky" # mba tsy hanavesatra ny fiangonana I Paoly dia miresaka momba ny fivondronana izay hanampy ny olona mihoatra noho izay efa vitany tahaka ny hoe mitondra zavatra mavesa-danja ao amin'ny lamosiny izy ireo. DH: "mba tsy ho voatery hanampy ireo mpitondratena efa ampian'ireo fianakaviany ireo vondrona Kristiana. # tena mpitondratena marina "Ireo vehivavy izay tsy manana na iza na iza hanome azy ireo"