# Fampifandraisana ny foto-kevitra: I Paoly dia mankahery an'i Timoty mba hivavaka ho an'ny olona rehetra # Voalohany indindra "ny tena manan-danja indrindra" na "alohan'ny zavatra hafa" # dia mampirisika aho fa ireo fangatahana, vavaka, fifonana, ary fisaorana dia natao DH:"Mampirisika ireo mpino rehetra aho mba hangataka, hivavaka, hifona, ary hanome fiasaorana an'Andriamanitra" # mampirisika aho "Miangavy aho" na "mangataka aho" # am-piadanana sy miaina milamina Eto "am-piadanana" sy "am-pilaminana" dia midika zavatra mitovy. Tian'i Paoly ho afaka hiaina amin'ny fiainana milamina tsy misy olana avy amin'ireo fahefana ireo mpino rehetra. # amin'ny toe-panahy araka an'Andriamanitra sy fahamendrehana rehetra "izay manome voninahitra an'Andriamanitra ary mba hanajan'ireo olona izany" # Iriany mba hovonjena daholo ny olona rehetra ary ho tonga amin'ny fahalalana ny marina DH: "Andriamanitra maniry ny hamonjy ny olona rehetra ary mba ho tonga amin'ny fahalalana ny fahamarinana izy ireo" # ho tonga amin'ny fahalalana ny marina I Paoly dia miresaka momba ny fahalalana ny fahamarinana momba an'Andriamanitra tahaka ny hoe toerana izay afaka entin'ny olona izany. DH: "Mba hahafantatra sy hanaiky ny fahamarinana"