# Izao hafatra izao dia azo antoka "Izany fanambarana izany dia marina" # mendrika ny fanekena rehetra "Tokony handray izany tsy amim-pisalasalana isika" na "mendrika antsika ny hanaiky izany amin'ny fahatokiana feno" # no namindrana fo tamiko DH: "Nampiseho famindram-po tamiko i Jesosy" na "Nahazo famindram-po tamin'Andriamanitra aho" # mba amin'ny alalako, ny lehibe indrindra "fa amin'ny alalako, ilay mpanota ratsy indrindra" # Ary ho...Amena Ny teny hoe "Ary ho" dia ampiasaina eto hanamarihana ny fiatoana amin'ny fampianarana lehibe. Eto i Paoly dia mitory an'Andriamanitra" # ny mpanjakan'ny taona "Ilay mpanjaka mandrakizay" na "Ilay lehiben'ny mpanapaka mandrakizay" # anie ny laza sy voninahitra "aoka anie izy hankalazaina sy omena voninahitra" na "aoka anie ny olona hankalaza sy hanome voninahitra azy