# Fampifandraisana ny foto-kevitra: I Paoly dia milaza ny fomba niasany taloha ary nankahery an'i Timoty mba hahatoky an'Andriamanitra. # Isaorako "Feno fankasitrahana aho" # nataony mahatoky aho "nihevitra ahy ho azo itokisana izy" na "nihevitra ahy ho azo atokisana" # ary nanendry ahy ho amin'ny fanompoana Izy I Paoly dia miresaka momba ny asa fanompoana an'Andriamanitra tahaka ny hoe toerana izay tsy misy olona afaka mipetraka amin'izany. DH: " notendreny aho hanompo azy" na "nanondro ahy toy ny mpanompony izy" # Izaho dia mpiteny ratsy "milaza ratsy manohitra an'i Kristy aho". I Paoly dia manambara ny fotoana talohan'ny naha-Kristiana azy. # mpanenjika "manenjika ireo izay nino an'i Kristy aho" # lehilahy mahery setra "Ratsy fanahy tamin'ny olona hafa aho." Olona iray izay mino fa manan-jo handratra ny hafa izany. # Kanefa nahazo famindram-po aho satria tamin'ny tsy fahalalana no nanaovako izany noho ny tsy finoana "Kanefa satria tsy nino an'i Jesosy aho, ary tsy nahalala izay nataoko aho, nahazo famindram-po avy amin'i Jesosy" # nahazo famindram-po "Jesosy nampiseho famindram-po tamiko" na "Namindra fo tamiko i jesosy" # Fa ny fahasoavan' "ary ny fahasoavana" # ny fahasoavan'ny Tompontsika no nandrakotra I Paoly dia miresaka momba ny fahasoavan'Andriamanitra tahaka ny hoe rano izay mahafeno daba ary manary any amin'ny tampony rehefa feno ilay daba. DH: "Andriamanitra nampiseho fahasoavana be" # tamin'ny finoana sy fitiavana Izany dia vokatry ny fampisehoan'Andriamanitra fahasoavana be an'i Paoly. DH: "izay nahatonga azy hahatoky an'i Jesosy ary hitia azy" # izay ao amin'i Kristy Jesosy I Paoly dia miresaka momba an'i Jesosy tahaka ny oe daba izay mihazona rano. Eto "I Kristy Jesosy" manambara ny fananana fifandraisana miaraka amin'i Jesosy. DH: Fa i Kristy Jesosy dia namela ahy hanome an'Andriamanitra satria miombona aminy aho"