# Fampahafantarana amin'ny anakapobeny: Amin'izany fomba zany, ny teny hoe "isika" dia milaza an'i Paoly sy Timoty (ilay iray izay nanoratra izany taratasy izany), tahaka ireo mpino rehetra. # Paoly "Izaho, Paoly, nanoratra ity taratasy ity" # araka ny didin'Andriamanitra "tamin'ny alalan'ny didin'ny" na "tamin'ny alalan'ny fahefahan'ny" # Andriamanitra mpamonjy antsika "Andriamanitra izay namonjy antsika" # Kristy Jesosy tokintsika Eto "tokintsika" dia manambara ilay olona izay ananantsika toky. DH: "Kristy Jesosy, ilay iray izay ananantsika toky" ary "Kristy Jesosy izay itokiantsika # zanaka lahy marina ao amin'ny finoana I Paoly dia miresaka momba ny fifandraisany akaiky amin'i Timoty tahaka ny hoe ray sy zanaka izy ireo. I Paoly dia mihevitra an'i Timoty toy ny zanaka satria nampianatra an'i Timoty i Paoly mba hanana finoana an'i Jesosy. DH: "izay tahaka ny zanaka marina ho ahy" # Fahasoavana, famindram-po, ary fiadanana "aoka anie ny fahasoavana, famindram-po, sy fiadanana ho anareo," na "aoka anie ianareo hiaina amin'ny hatsaram-panahy, famindram-po, ary fiadanana" # Andriamanitra Ray "Andriamanitra, ilay Raintsika." eto "Ray" dia fiantsoana manan-danja an'Andriamanitra. # Kristy Jesosy Tompontsika "Kristy Jesosy, ilay Tompontsika"