# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Paoly dia nilaza ireo mpamakiny mahakasika ny tatitr'i Timoty taorian'ny nitsidihany azy ireo. # Tonga taty aminay Ny teny hoe "aminay" dia manondro an'i Paoly sy Silasy. # Ny vaovao mahafalin'ny finoanareo Fantatra fa izany dia manondro ny finoana an'i Kristy. Izany dia afaka hazavaina. "tatitra tsara ny amin'ny finoanareo." # Ianareo dia manana fahatsiarovana tsara foana Rehefa mieritreritra an'i Paoly izy ireo, dia manana eritreritra tsara foana momba azy. # Ianareo dia maniry mafy ny ahita anay "Maniry ny ahita anay ianareo." # Rahalahy Eto ny "rahalahy" dia midika hoe Kristiana namana. # Nohon'ny finoanareo Izany dia manondro an'i Kristy. Afaka hazavaina izany. DH: "noho ny finoanareo an'i Kristy." # Tao anatin'ny fitaintainana sy fahorianay rehetra Ny teny hoe "fahoriana" dia manazava ny anton'ny "fitaintainan'izy ireo". DH: "tao anatin'ny fitaintainanay rehetra vokatry ny fahorianay."