# Rahalahy Eto izany dia midika hoe Kristiana namana, anisan'izany ny lehilahy sy vehivavy. # Lasa tahaka ireo fiangonana Ireo mpino Tesaloniana dia niaritra fanenjehana mitovy amin'ny mpino Joda "dia nanjary toy ireo fiangonana." # Mpiray tanindrazana aminareo "Avy amin'ny Tesaloniana hafa." # Izy ireo dia nandrara anay tsy hiteny "Izy ireo dia niezaka nanakana anay tsy hiteny intsony." # Mameno ny fahotan'ny tenany mandrakariva izy ireo Paoly dia milaza fa toy ny misy olona afaka mameno fitoeran-javatra amin'ny fahotany toy ny amin'ny rano. # Ny fahatezerana dia tsy maintsy tonga eo amin'izy ireo amin'ny farany Izany dia manondro ny fitsaran'Andriamanitra farany ary ny famaizana ny olona noho ireo fahotany.