# valan'ondry "fefin'ny ondry" # hanao maloto Io dia fanalefahan-teny ilazana ny hoe "hangery" na "hanafoana ny tsinainy" # zohy amin'ny ankapobeny dia lavaka voajanahary any ambany tany, izay matetika dia misokatra eo amin'ny sisin'ny havoana na hantsana # Avy eo Davida nitsangana ary nandady moramora Ny teny hoe "nitsangana" dia fomba fiteny ilazana ny fihetsehana hanao zavatra. DH: "Nihetsika hanao zavatra i Davida; nandady moramora" # nandady nanatona moramora, tam-pitandremana ary mangingina