# eninjato "600" # Nambara tamin'i Saoly Io dia azo atao hoe DH: "Nisy nilaza tamin'i Saoly" na "Hoy izy ireo tamin'i Saoly" # nandositra "nitsoaka an'i" # an'efitr'i Zifa Anarana tany foana akaikin'ny tanĂ nan'i Zifa io. # tsy nanolotra azy teo an-tanany Ny teny hoe "tanana'' dia ilazana ny fahefana. DH: "tsy namela an'i Saoly hanana fahefana amin'i Davida" na "tsy namela an'i Saoly hanao araka izay niriany amin'i Davida" na "tsy namela an'i Saoly hisambotra an'i Davida"