# Nahatandri-tena tamin'ny vehivavy tokoa izahay Io dia azo aika hoe DH: "efa nitandri-tena tamin'ny vehivavy izahay" # telo andro "3 andro" # isaky ny miainga aho "rehefa manomboka ny diako aho" # Efa natokana ny fananan'ireo lehilahy ireo Io dia azo adika hoe DH: "Efa natokan'ireo lehilahy izay azy ireo" # Mainka aza voatokana izay hananan'izy ireo ankehitriny Teny tsaotra io, fa tsy fanontaniana. Io dia azo adika hoe DH: "Indrindra fa androany dia hanokana izay hananany izy ireo" # ilay mofo izay voatokana Io dia azo adika hoe DH: "ny mofo izay natokan'ireo mpisorona" # izay efa nesorina teo anatrehan'i Yaveh, mba hametrahana Io dia azo adika hoe DH: "izay nesorin'ny mpisorona teo anatrehan'i Yaveh, mba hametrahan'izy ireo"