# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy miresaka amin'i Davida i Jonatana. # eo anilan'izany Eto ny teny hoe "izany" dia ilazana ny vato izay hiafenan'i Davida. # zatovolahiko ... zatovolahy Manondro olona mitovy ihany ireo. # Indro "henoy" na "tandremo tsara izay ho lazaiko aminao" # dia tongava "dia tongava ianao, ry Davida"