# jereo "henoy" na "tandremo tsara izay ho lazaiko aminao" # raha misy zava-tsoa "raha te hanao zava-tsoa aminao ny raiko" # moa tsy haniraka ho any aminao sy hampahafantatra anao ve aho? Ampiasain'i Jonatana io fanontaniana fampisainana io mba hanindriana fa ho lazainy amin'i Davida raha mikasa ny hanisy ratsy azy i Saoly. Io fanontaniana fampisainana io dia azo adika amin'ny endrika fanambarana tsotra. DH: "dia haniraka ho any aminao tokoa aho ka hampahafantara anao" # Yaveh anie hanao izany amin'i Jonatana ary mihoatra aza Fomba fiteny io. Ampisain'i Jonatana io fianianana io mba ho fanamafisan-kevitra ary ataony toy ny hoe olon-kafa ny tenany. DH: "ho ataon'i Yaveh amiko anie izy ratsy rehetra kasainy atao aminao, ary mihoatra noho izany aza"