# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mandroso hevitra ho fitsapana an'i Saoly Mpanjaka amin'i Jonatana i Davida. # Rahampitso ny voaloham-bolana Isaky ny voaloham-bolana rehetra dia nankalaza sy nanatitra sorona ho an'i Yaveh ny vahoaka. # hatramin'ny harivan'ny andro fahatelo "hatramin'ny harivan'ny rahafaka ny ampitso"