# Mikala ... tia an'i Davida Eto ny hoe "tia" dia midika fa nanana fahatsapana ho raiki-pitia tamin'i Davida izy. # Niteny tamin'i Saoly izy ireo Eto ny hoe "izy ireo" dia manondro ireo olona izay nahalala ny momba ny fahatsapan'i Mikala, fa tsy Davida sy Mikala. # mba hanohitra azy ny tanan'ireo Filistina Ny fanisiana ratsy olona dia resahina toy ny hoe mametraka tanana eo amin'izany olona izany. Eto, i Saoly dia famonoana an'i Davida no resahin'i Saoly. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 18:17. DH: "mba hamonoan'ireo Filistina azy" # Ho vinanto lahiko ianao "ho vadin'ny zanako vavy ianao"