# Aza avela eo aminy tanako, fa aoka ny tanan'ireo Filistina no ho eo aminy Ny fanisiana ratsy olona dia resahina toy ny hoe mametraka tanana eo amin'izany olona izany. Eto, i Saoly dia famonoana an'i Davida no resahin'i Saoly. DH: "Tsy izaho ilay iray izay hamono azy; avelako ireo Filistina no hamono azy" # Iza moa aho, ary iza moa ireo havako, na ny fianakavian'ny raiko any Israely ... mpanjaka aho? Mampiasa ity fanontaniana fampisainana ity i Davida mba hanindriana fa tsy mendrika ny hoe vinanto lahin'ny mpanjaka izy. DH: "Tsinontsinona aho ary na ny havako na ny fianakavian-draiko dia tsy manan-danja akory eto Israely ... ny mpanjaka." # vinanto laihin'ny mpanjaka "vadin'ny zanaka vavin'ny mpanjaka"