# avy tamin'ireo tanànan'Israely rehetra Io dia filaza-masaka mba hanindriana ny habetsaky ny vehivavy izay tonga. DH: "avy any amin'ny tanàna maro manerana an'Israely" # niaraka tamin'ny amponga tapaka, hafaliana, ary zava-maneno "nively aponga tapaka sy zava-maneno hafa tamin-karavoana" # niaraka tamin'ny amponga tapaka Ny "amponga tapaka" dia amponga kely azo lanjaina amin'ny tanana. # ary Davida kosa ireo an'aliny Azo ampiana avy ao amin'ny andalan-teny teo aloha ny matoanteny. DH: "namono ireo an'aliny i Davida"