# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy miresaka amin'i Saoly i Davida. # io Filistina tsy mifora io Fanevatevana io andian-teny io ary mampiseho fa tsy an'ny Andriamanitra velona i Goliata. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 17:26. # ho tahaka ny iray amin'ireo Milaza i Davida fa ho afaka ny hamono ny ilay Filistina tahaka ny nahafahany namono ny liona sy ny bera.