# Rehefa re ireo teny izay nolazain'i Davida Io dia azo ato hoe DH: "Rehefa nandre izay nolazain'i Davida ireo miaramila" # Aoka tsy hisy lehilahy ho ketraka noho io Filistina io ny fony Ny fo ketraka dia maneho ny fihorohoroana sy ny fanarian-toky. DH: "Aoka tsy hisy ho raiki-tahotra'' na "Aoka tsy hisy harary toky" # ny mpanomponao dia handeha Nilaza ny tenany hoe "mpanomponao" i davida mba hanehoana fanajana an'i Saoly. DH: "Izaho, mpanomponao, dia handeha''