# matanjaka, lehilahy be herim-po Ireo mety hoe heviny dia 1) "mpiady lehibe" na 2) "lehilahy tena mahery fo" # mahay mandaha-teny "olona hendry fiteny" na "olona izay miteny am-pahendrena" # momba azy Yaveh Eto ny hoe "momba azy" dia midika fa manampy sy mitahy an'i Davida i Yaveh.