# Nambara tamin'i Samoela "Nisy nilaza tamin'i Samoela" # nanangana tsangam-bato ho an'ny tenany Feno fireharehana i Saoly. # nidina nankany Gilgala Somary ambanimbany kokoa noho i Karmela i Gilgala. # Tanterako ny didin'i Yaveh Tsy mazava raha azon'i Saoly fa tsy nankatoa tanteraka ny didin'Andriamanitra mba hamotika tanteraka ny Amalekita izy.