# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Nandritra ny fotoana vetivety monja dia nanome herim-po be handresena ny fahavalon'Israely i Saoly. # Israely fibangoan-teny ilazana ny vahoakan'Israely io. DH: "ny Israelita" # Moaba Manondro ny vahoakan'i Moaba io. DH: "ny Moabita" # Edoma Manondro ny vahoakan'i Edoma io. DH: "ny Edomita" # Na taiza na taiza nitodihany "Na taiza na taiza nandefasany ny tafiny" # afaka tamin'ny tanan'ireo Eto ny "tanana" dia ilazana ny fifehezana. "niala tamin'ny fifehezan'ireo"