# ny vahoaka Manondro an'ireo Israelita io. # fantaro ary jereo ny fomba nitrangan'izao fahotana izao "tadiavo izay nanota" # na dia ao amin'i Jonatana zanako aza izany, dia ho faty tokoa izy Nilaza izany ho toe-javatra mbola petra-kevitra i Saoly satria tsy ninoany fa meloka i Jonatana. # Nefa tsy nisy tamin'ireo olona teo amin'ny vahoaka rehetra namaly azy Nangina ny olona satria fantatry ny ankamaroan'izy ireo fa nandika ny fianianan'i Saoly i Jonatana. DH: "Fantatry ny olony izay meloka, saingy tsy nisy nilaza na inona na inona tamin'i Saoly izy ireo" (UDB)