# dia nanainga i Samoela ka niakatra Io fomba fiteny io entina ilazana ny hoe "niala Samoela ka niakatra" # niakatra avy any Gilgala TanĂ na izany Gilgala izany. Jereo ny fomba nandikanao izany ao amin'ny 7:15. # Gibean'ny Benjamina Gibea dia vohitra iray. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 10:26. # enin-jato lahy "600 lahy" # Gibean'ny Benjamina Gibea dia vohitra iray. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 13:3. # ireo Filistina kosa nitoby tany Mikmasy Anaran-toerana ny hoe Mikmasy. Jereo ny fomba nandikanao izany ao amin'ny 13:1.