# Hoy izy ireo tamin'ireo iraka Manondro an'i Samoela sy Saoly ny hoe "izy ireo." # amin'ny fotoana mampahamay ny masoandro "mialohan'ny fotoana mahamay indrindra amin'ny andro" na "mialohan'ny mitataovovonana" # Jabesi-Gileada ... Jabesy Anaran-toerana ireo. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 11:1. # Nahasy Anarana mpanjaka io. ereo ny nandikanao izany ao amin'ny 11:1.