# Nahasy Lehilahy avy any Amona io, izay taranak'i Lota, zana-drahalahin'i Abrahama. # Jabesi-Gileada Anaran-toerana io. # dia ny hipotsirako "ny hanongotako" na "ny handoarako" # hitondrana fahafaham-baraka "hitondra henatra" na "hitondra laza ratsy"