# tanin'ny Zofa Faritra any Israely mianavaratra an'i Jerosalema io. # lehilahin'Andriamanitra Ny hevitr'io andian-teny io matetika dia mpaminanin'i Yaveh. Adikao araka ny nataonao tao amin'ny 2:27. DH: "olona izay mandre sy milaza ny teny avy amin'Andriamanitra" # izay lalana tokony halehantsika amin'ny diantsika "izay lalana tokony halehantsika hahitana ireo boriky"