# Dia resy ireo Filistina Vao tapitra mihitsy ny filazan'ny mpanoratra ny fomba naharesen'ny FIlistina. Raha manana fomba hanamarihana ny fiafaran'ny famaritana iray ianao, dia azonao ampiasaina eto izany. # resy ireo Filistina Io dia azo adika hoe DH: "resin'i Yaveh ireo Filistina" na "nosakanan'i Yaveh tsy haninona akory ireo Filistina" # tsy niditra teo amin'ny fari-tanin'ny Israely Tsy niditra ny sisin-tanin'Israely mba hanafika azy ireo ny Filistina. # Ny tanan'i Yaveh nanohitra ireo Filistina Ny teny hoe "tanana" eto dia ilazana ny hery. DH: "Nampiasa ny heriny hanohitra ny Filistina Yaveh" # Ireo tanàna ... tamin'ny Israely dia voaverina tamin'ny Israely Ireo mety hoe heviny dia 1) "naverin'i Yaveh ireo tanànan'Israely ... tamin'Israely" na 2) "afaka nitaky ny tanàna ... tamin'Israely .... ny vahoakan'Israely