# ankohonan'ny Israely manontolo Ny teny hoe "ankohonana" dia fibangoan-teny ilazana ny olona izay mipetraka ao amin'ilay trano sy ny taranany. DH: "ny taranak'Israely rehetra" na "ny vahoakan'Israely rehetra" # miverina amin'i Yaveh amin'ny fonareo rehetra Eto ny hoe "amin'ny fonareo rehetra" dia fomba fiteny izay midika fanoloran-tena tanteraka amin'ny zavatra iray. DH: "manolo-tena tanteraka amin'ny fanompoana sy fankatoavana an'i Yaveh irery ihany"