# nanohitra ny tanĂ na ny tanan'i Yaveh Fomba fiteny io. DH: "Nofaizin'i Yaveh" # na kely na lehibe Ny mety hoe heviny dia 1) ilazana ny taona io. DH: "olona araka ny taona rehetra" na 2) Ilazana ny sokajy ara-tsosialy io. DH: "hatramin'ny mahantra sy osa indrindra ka hatramin'ny mpanefoefo sy mahery indrindra" # fivontosana Ireo mety hoe heviny dia 1) fivontosana anaty hoditra mangirifiry na 2) hemoroida (fipotsahan'ny tsinaim-body).